Entrée | vaky | |||||||||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | |||||||||||||||||||||
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha Miseho: Vaky masoandro Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [1.1] | |||||||||||||||||||||
Explications en anglais | Broken, as glass; split; split open [1.7] | |||||||||||||||||||||
Explications en français | Brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8] | |||||||||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||||||||
Toponymes |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot vaky | |||||||||||||||||||||
Entrée | vaky | |||||||||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||||||||
Explications en malgache | Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1] | |||||||||||||||||||||
Explications en français | Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196] | |||||||||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot vaky | |||||||||||||||||||||
Mis à jour le 2023/05/19 |
![]() |