Entrée |
vaky barara
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga Jereo bantsilana
[1.1]
|
Explications en anglais | Confounded by the evidence [1.7]
|
Explications en français | Mis à découvert [1.8]
|
Exemples |
1 | Vaky barara ny laingany!
[2.587]
|
2 | Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra.
[2.470]
|
|
Mots élémentaires | vaky ; barara |
|