Entrée | valopy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona [1.1] | |
Explications en anglais | An envelope [1.7] | |
Explications en français | Enveloppe [1.8, 1.13] | |
Exemples | Valopy manga miforiporitra sy malotom-bovoka no natolony ahy tamin' izany.
[2.472] | |
Origine | Français: enveloppe. | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |