Entrée valopy
Partie du discours nom
Explications en malgache Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona [1.1]
Explications en anglais an envelope [1.7]
Explications en français enveloppe [1.8, 1.13]
Origine Français: enveloppe.
Exemples Valopy manga miforiporitra sy malotom-bovoka no natolony ahy tamin' izany. [2.472]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31