|
|
|
|

Entrée1  vandambandana
Radical  2  vandana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mipentimpentina, vangavanga [1.1]
Explications en français  5  [duplicatif] Moucheté, bigarré
6  figuré: hypocrite, à double face, qui se conduit tantôt bien, tantôt mal [1.3#808]
Exemples  7  Efa hitantsika ny fahavoazana nateraky ny fianarana sadasada natondraky ny mpanjanantany teto amintsika, ka notohizan'ny "zaza navela": toe-tsaina vandambandana, tsy ambony tsy ambany, tsy hendry tsy adala, tsy tsara tsy ratsy. [2.503#]
Dérivés 
8  Verbes actifs :

Mis à jour le 2023/02/17