Entrée |
vango
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
vely, famelezana [Rakotosaona 1975]
|
| [Taisaka]
dona, vely [Rakotosaona 1975]
|
| [Tanala]
famelezana, fikapohana [Rakotosaona 1975]
|
| Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
|
Entrée |
vango
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sakalava]
Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | variété de poisson de mer [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
|