Entrée vanja
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka.
Explications en anglais  [Hallanger 1973] gunpowder
Explications en français  [Hallanger 1974] poudre à fusil ou à canon
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Callet: Tantara, page 215] Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31