Entrée |
vasoka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako Afa-baraka ka menatra
[1.1]
|
Explications en anglais | Off-color, tarnished, discolored [1.7]
|
Explications en français | Terne [1.8]
|
| Se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3]
|
| Terni [1.8]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Exemples |
1 | nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy.
[2.270]
|
2 | Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay
[2.296]
|
|
Proverbes |
|