Entrée | vato filokana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1] | |
Synonymes | vato torahana ~ vato tsipazana | |
Mots élémentaires | vato ; filokana | |
Mis à jour le 2023/01/01 |
![]() |