Entrée vatolahy (vato, lahy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bara] tsangambato
  [Rajemisa 1985] Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana
  [SLP 1986] tsangambato naorina ho fahatsiarovana
Explications en français  [SLP 1986] stèle, pierre levée
Synonymes vato mitsangana ~ tsangambato
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Profita: Ranary, page 139] Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy.
2 [Rajaonarivelo: Bina, page 104] Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo?
Citations 
Illustrations 

Entrée vatolahy
Partie du discours nom
Explications en français  [SLP 1986] lave solidifiée en colonne prismatique
Vocabulaire 
Illustrations 

Entrée Vatolahy (vato, lahy)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -19.9833333, 46.8833333
Toponymie vato, lahy

Entrée Vatolahy
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Rabetsimandranto Fidelis-Justin
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2022/11/18