Entrée (1/2) | 1 venty |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fototry ny isa 4 Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato 5 Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry 6 Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza 7 Fitarihana hira [1.1] 8 habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13] |
Explications en anglais |
9 substance; a unit [1.7] |
Explications en français |
10 substance [1.8] 11 unité [1.13] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 41 venty |
Partie du discours | 42 nom |
Explications en malgache |
43 Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [1.1] |
Vocabulaire |
44 Economie: finances, gestion |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/05/16 |