|
|
|
|

Entrée (1/2)1  very
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay
4  Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako
5  (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona
6  Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina). [1.1]
Explications en anglais  7  lost
8  reduced to slavery [1.7]
Explications en français  9  perdu
10  (autrefois) réduit en esclavage [1.8]
Exemples  11  Aiza izy no very? [1.318]
12  Vereza|very izay ho Vereza|very! [2.285]
13  Kapiteny, very isika! [2.471]
Morphologie 
14  Simple :
15  Préfixée :
16  Impératif :
Dérivés 
17  Verbes actifs :
18  Verbes passifs :
19  Verbes relatifs :
20  Noms :
21  Adjectifs :
Analogues  22  1.1=diso toerana=tsy hita=nafoy=sira latsaka andrano=very an-tsavony=very faty=very momoka=very poka=very sioka=very tadidy, 1.1=diso lalana=maniasia=mirenireny=tsy mahita lalana=voan' ny tamberintany
Mots composés 
Titres 

Entrée (2/2)65  very
Partie du discours  66  adverbe
Explications en malgache  67  tokoa [1.32, 1.17, 1.28]
68  indrindra [1.32, 1.17]
Tableaux et planches  69  Tous les adverbes

Anagrammes  70  revy, very

Mis à jour le 2023/07/13