Entrée | vidina (vidy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Exemples | Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472] | ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot vidina | ||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |