Entrée vily
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny
Dérivations 

Entrée vily
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] anaran-kazandrano kely madinika
  [Rajemisa 1985] [Taimoro] Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo
Vocabulaire 
Exemples  [Rabemolaly: Fary] Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily.

Entrée vily
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Mahafaly] voay
Vocabulaire 
Synonymes fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ trimo ~ voae ~ voay

Mis à jour le 2022/03/21