Entrée vita
Partie du discours participe
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao
¶ Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory
¶ Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao
¶ Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony
¶ Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena
¶ Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ
Explications en anglais  [Hallanger 1973] completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job)
Explications en français  [Hallanger 1974] fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire)
Dérivations 
Morphologie 
-bita
-bitako
-bitanao
-bitany
-bitantsika
-bitanay
-bitanareo
-bitan'
-bitan-
-bitam-
vita
vitako
vitanao
vitany
vitantsika
vitanay
vitanareo
vitan'
vitan-
vitam-
vita
vitako
vitanao
vitany
vitantsika
vitanay
vitanareo
vitan'
vitan-
vitam-
ho vita
ho vitako
ho vitanao
ho vitany
ho vitantsika
ho vitanay
ho vitanareo
ho vitan'
ho vitan-
ho vitam-
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples 
1 [Razafiarivony: Harivolana, page 188] Vita ilay lakana
2 [Andraina: I Vola, page 16] Ho vitako ve izany?
3 [Andraina: Mitaraina, page 193] ny zava-bitan-dRalaimongo
4 [Andraina: Mitaraina, page 224] Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany
Citations 

Mis à jour le 2021/07/08