Entrée vizana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova: Vizan' ny niandry azy aho ka farany Lasa nody tany an-trano
Reraka, osa: Vizana mafy loatra aho ka aoka kely aloha mba handrihandry eto
Mitovy hevitra: disaka ~ fotsy angola ~ honaka ~ lanaka ~ mangana ~ marafoka ~ masaka ~ maty hentona ~ mirozirozy ~ monaina ~ refona ~ reraka ~ ronaka ~ ronjana ~ rontsona ~ sasatra ~ savolaina ~ tominjana ~ toro ~ torovana ~ trotraka ~ tsy mahahetsika ~ vahotra ~ valaka ~ valalanina ~ vizaka [1.1]
Explications en anglais Tired; weary or cramped from holding one position [1.7]
Explications en français Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude [1.3]
 Las, fatigué [1.8]
Exemples 
1Ny andro ity mafanafana ihany ka sao vizana ambony ihany ianao raha manaraka ahy amin' ny alehako any. [2.470]
2Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [2.472]
Morphologie 
Simple : vizana, vizan', visan-
Dérivés 
 
Synonymes vizaka
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31