Entrée voatsako (tsako)
Partie du discours participe passé
Explications en malgache  [Rajemisa 1985]
Explications en français mâché [Abinal 1888 page 750]
Synonymes tsinako
Exemples Ary raha eto no mba hisehoan' izay ambany maso tsy ho hita, na ambany lela tsy ho voatsako, na akaikin' ny orona tsy ho maimbo. [Dahle: Angano, page 238]

Mis à jour le 2021/02/26