Entrée vody
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan' ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika
Ny faritra ambany amin' ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay
Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano
Ny farany ambany amin' ny lavaka, na ny fara laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka ~ Vody laharana
Ny fakan' ny zavamaniry fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. [1.1]
Explications en anglais The rump, the posterior (vulgar when used about humans) [1.7]
Explications en français Le derrière, le postérieur, la croupe [1.8]
 (sens général : derrière, base, fondement). Pour les arbres : la souche, le pied, la base du tronc. On dit par exemple : ambodi-akondro (au pied des bananiers) ~ ambodi-bonara (au pied du « Bois noir » ou Albizia lebbeck). Ce sont des noms donnés à de très nombreux villages. En composition : vodi-tronga : souche des arbres coupés ; chicot.
Pour les plantes herbacée : la souche surtout si elle est renflée, le tubercule épigée ou hypogée, le bulbe, les racines tuberculeuses, etc. Exemples : Makadiry ny vodin' ity mangahazo ity (les tubercules de ce manioc sont énormes) ~ Mampandatsa-dranomaso ny vodi-tongolo (le bulbe de l'oignon fait verser des larmes). En composition : vodi-bary : éteule ; bas de chaumes restant debout après la moisson. [1.196]
Exemples 
1Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana. [2.470]
2Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : vody, vodiko, vodinao, vodiny, vodintsika, vodinay, vodinareo, vodin', vodin-, vodim-
Préfixée : -body, -bodiko, -bodinao, -bodiny, -bodintsika, -bodinay, -bodinareo, -bodin', -bodin-, -bodim-
Dérivés 
 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Holonyme 
Co-méronymes 
Ethnonymes 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée vody
Partie du discours nom
Explications en français  [Sakalava-Mayotte] Arbre, plante [1.405]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/21