Entrée | volena (voly) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) [1.1] | ||||||||
Vocabulaire | Economie: agriculture | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |