Entrée vongana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a lump
Explications en français  [Abinal 1888 page 854] un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon
  [Hallanger 1974] masse, bloc
  [SLP 1986] bloc, concrétion
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Ravoajanahary: Sarotra] ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity
2 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana.

Mis à jour le 2022/06/12