Entrée |
voromailala
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [ voromahailala ] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
|
| Vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
|
Explications en anglais | A dove, a pigeon [1.2]
|
Explications en français | [ voromahailala ] Pigeon, colombe [1.3]
|
| Pigeon [1.54]
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | vorona,
mailala |
Mots composés, titres, noms |
|
Autres orthographes |
Analogues |
domohina ~
limohy ~
pakatova |
Articles |
|