Entrée vorondreo
Partie du discours nom
Explications en malgache Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
Explications en français Oiseau au cri plaintif [1.54]
Exemples koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
Vocabulaire 
Mots élémentaires vorona ; ireo
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 

Entrée vorondreo
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo] (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [1.196]
Vocabulaire 
Mots élémentaires vorona

Entrée Vorondreo
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -23.2833333, 43.85
Toponymie vorondreo

Mis à jour le 2023/06/03