Entrée |
zaka
|
Partie du discours | participe
|
Explications en malgache | Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io ¶ Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy ¶ Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mofy loatra ¶ Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? ¶ Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | can be borne, can be endured [Hallanger 1973]
|
Explications en français | supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Morphologie |
zaka
zakako
zakanao
zakany
zakantsika
zakanay
zakanareo
zakan'
zakan-
zakam-
| |
zaka
zakako
zakakao
zakany
zakantsika
zakanay
zakanareo
zakan'
zakan-
zakam-
| |
ho zaka
ho zakako
ho zakakao
ho zakany
ho zakantsika
ho zakanay
ho zakanareo
ho zakan'
ho zakan-
ho zakam-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
olon-jaka |
Exemples |
|
Toponymie |
|
|
Entrée |
zaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka, Tambahoaka]
teny
[Rakotosaona 1975]
|
| [Tanosy]
resaka
[Rakotosaona 1975]
|
| teny, resaka, tafa. [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
Exemples | Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 92]
|
Toponymie |
|
|
Entrée |
zaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
fitondrana fanjakana [Rakotosaona 1975]
|
| Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [Rajemisa 1985]
|
Exemples | Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 92]
|
Toponymie |
|
|