Entrée zana-baratra (zanaka, varatra)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31