Entrée zavaboary (zavatra, ary)
Partie du discours nom
Explications en malgache ny zavatra rehetra noarina, izany hoe nisy mpanao fa tsy nisy ho azy: Ny anjely sy ny olombelona no ambony indrindra amin' ny zavaboary rehetra
¶ ny fitambaran' ny zavatra hitan' ny maso manonidina ny tena, toy ny habakabaka, ny rano, ny hazo: Lasam-binany izy nandinika ny zavaboary tamin' io maraina io [Rajemisa 1985]
 fitambaran' ny manana aina, manan-kery, mihetsika na tsia ary mitoetra ato amin' izao tontolo izao sy eny amin' ny habakahaka [Akademia 2005 page 1140]
Explications en français nature [SLP 1986 page 233]
 [ zava-boary ] nature [Rajaonarimanana 1995 page 346]
Autres orthographes 
Exemples 
1Satria tazako mantsy fa mbola misy ireo zava-boary maro be ireo [FOFAFIPE: Haivola, page 72]
2Izy no tompon'ny zavaboary ka manamboatra azy araka izay tiany. [Razafiarivony: Harivolana, page 103]
3voalohany, betsaka ny mety hahafaly, hoy izy, eo amin'ny zava-boary [Rajemisa: Fiteny 4, page 67]
4Akory izany fahaizany milazalaza ny toetran'ny zavaboary amin' izany fotoana izany! [Rajemisa: Fiteny 4, page 46]

Mis à jour le 2022/06/13