Entrée zoma
Partie du discours nom
Explications en malgache Zohy, lava-bato [1.1]
Explications en anglais  [Provincial] for zohy [1.2]
Synonymes zohy

Entrée zo
Partie du discours nom
Explications en malgache Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1]
Explications en anglais Friday [1.2, 1.7]
Explications en malgache Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
Explications en français (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...] [texte complet dans 1.14]
Explications en italien venerdi [1.18]
Explications en allemand Freitag. -- Du siehst ja, daß ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Mesure du temps
Exemples Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]

Entrée Zo
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
Explications en anglais The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
Explications en français Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
Explications en anglais The Friday market-place [1.7]
Explications en français Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
Vocabulaire 
Citations 
Illustrations 

Anagrammes mazò, moza, ZOAM

Mis à jour le 2021/04/18