Entrée | zovy | |||
Partie du discours | pronom | |||
Explications en malgache | Teny enti-manontany hoe "olona iza?":
zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana Antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1] | |||
Explications en anglais | Who ? (challenge used by sentinels) [1.7] | |||
Explications en français | Qui va là ? qui ? [1.8] | |||
Exemples | Haody haody Rasoahagohago zovy izao? [2.131] | |||
Dérivés |
| |||
Synonymes | iza | |||
Mots composés |
| |||
Titres |
| |||
Tableaux et planches | tous les pronoms | |||
Mis à jour le 2023/06/05 |
![]() |