Entrée j
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona.
Explications en français  [Abinal 1888] La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz.
Mots composés, titres, noms 
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Mis à jour le 2020/11/03