Entrée s
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra.
Explications en français  [Abinal 1888] Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache.
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée S
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [3.1] Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  [3.1] Sulfur.
Explications en français  [3.1] Soufre.
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/08/14