Entrée z
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
¶ Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra
Explications en français  [Abinal 1888] Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache.
Analogues  abidỳ
Tableaux et planches Les alphabets
Articles 
Illustrations 

Entrée Z
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [SLP 1986] zatokilao
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/11/03