Entrée an-tsitrapo (any, sitraka, fo)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy
Mitovy hevitra: atao ami-nahy ~ fanahy iniana ~ iniana atao ~ kibo saokan' ny nahiny ~ kiniania ~ lolo fotsy mitono tena ~ main' ny afo natsangana ~ mandrora mitsilany ~ matin-delany toa toho ~ matin-tanany toa foza ~ mavon' ny nataony ~ mpivaro-drano tratr' orana ~ sitrapon' Ikamisy ~ vivy nanitrika
Antonymes 

Mis à jour le 2020/07/31