Entrée | bibilava (biby, lava) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [Rajemisa 1985] | ||||
Explications en anglais | A name for snakes. [Richardson 1885] | ||||
Explications en français | nom générique de serpents [Rajemisa: Vakoka] | ||||
serpent [SLP 1986] | |||||
Vocabulaire | Zoologie: (en général) | ||||
Exemples |
| ||||
Citations | Proverbes contenant le mot bibilava | ||||
Articles | Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |