Entrée faharomotana (romotra)
Partie du discours nom
Explications en anglais the rabies [Hallanger 1973]
Explications en français la rage des chiens [Hallanger 1974]
Vocabulaire 

Entrée faharomotana (romotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy
¶ Fisafoahana, fisamontitra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais uncontrolled anger [Hallanger 1973]
Explications en français fureur [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana; [Rabemolaly: Fary]

Mis à jour le 2022/01/25