Entrée fanidina (idina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy [Rajemisa 1985]
Explications en français Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser [Abinal 1888]

Entrée fanidina (sidina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples 
1Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [Fox: Hainteny, numéro 175]
2Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [Callet: Tantara, page 41]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31