Entrée haranana
Partie du discours nom
Explications en malgache Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony [Rajemisa 1985]
 taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [SLP 1986]
Explications en anglais the gizzard. [Richardson 1885]
Explications en français gésier [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes dimany
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31