Entrée | kolokolo | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Tahom-bary maniry indray eo amin' ny fototra avy nijinjana, taho avy nanapahana vary mamoaka vary indray. [Rajemisa 1985] | ||||
Fikarakarana atao amin' ny zavamaniry na biby na olona mba hisakanana azy tsy ho simba na harary [Rajemisa 1985] | |||||
Dérivations |
| ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Exemples |
| ||||
Citations | Proverbes contenant le mot kolokolo | ||||
Entrée | kolokolo | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [Bezanozano] safosafo [Rakotosaona 1975] | ||||
Entrée | kolokolo | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Teny ilazana ny feon'ny vorontsiloza na enti-miantso ny vorontsiloza mihitsy koa [Rajemisa 1985] | ||||
Vocabulaire | Zoologie: (en général) ~ Son | ||||
Dérivations |
| ||||
Mis à jour le 2022/04/21 |
![]() |