Entrée |
mibarareoka
(barareoka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to bleat as a sheep. [Richardson 1885]
|
| to bleat like a sheep or a
goat [Hallanger 1973]
|
Explications en français | bêler, (mouton et chêvre) [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
mibarareoka
| |
nibarareoka
| |
hibarareoka
| |
|
Exemples | Nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 84]
|
Citations |
|