Entrée mimam�� > mimaña
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Sihanaka] mima (omby) [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 

Entrée mimam�� > mimamà (mamà (ma))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitrentrena, mitrena matetika
¶ Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to low (of cattle) [Hallanger 1973]
Explications en français meugler, beugler (du boeuf) [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mimamà
nimamà
himamà
Exemples Mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [Baiboly: 22:006:005/Joba 6:5..]
Citations