Entrée mosavinkena (mosavy, hena)
Partie du discours nom
Explications en malgache Organa toy ny fonon' ireo fantsona madinika maro ikorianan' ny ra fotsy eran' ny tena ka mihazona ireo bibikelin' aretina ary miady aminy. (Ny misy ny mosavinkena dia eny antenatenan' ireny fantsona ireny, indrindra eo amin' ny manandrify ny famavany sy ny fileferana: leferan-dranjo, tata, helika, vozona) [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [ mosavin-kena ] a kernel in beef [Richardson 1885 page 444]
Explications en français [ mosavin-kena ] glande des boeufs [Abinal 1888 page 446]
 il est curieux de constater qu'on appelle mosavinkena (« sortilège de la viande »), certaines glandes endocrines des animaux qu'on pense pouvoir provoquer des désordres physiologiques, notamment le pancréas, les glandes surrénales et le thymus. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/05/07