Entrée roram-piso (rora, piso)
Partie du discours locution
Explications en malgache ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée rorampiso (rora, piso)
Partie du discours nom
Explications en malgache Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Mitovy hevitra: amanim-boalavo ~ erikerika ~ laviana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31