Entrée | tendre > tendrena (tendry) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy ¶ (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano ¶ Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina ¶ Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna" ¶ Ihinanana kely [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot tendrena | ||||||||||||||||
tendre ![]() | |||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
|
![]() |