Entrée tretraka
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy [Rajemisa 1985]
  [Tsimihety] Faritra hatreo amin' ny tenda ka hatreo amin' ny tratra; tratramborona [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31